Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Misy kandidà tsy nandoa hetra angaha sa?

Misy kandidà tsy nandoa hetra angaha sa? ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

5 CommentsComment on Facebook

Ataovy daoly ze domba hitan la fa hisakanana an Dada e

Fialonana io. Matahotra an dada

Germain iza io? Sa mba tsy ho fantatry ny olona fa matahotra?

Na ilay anarana hoe germain aza dia efa tsy milamina! Mafia efa mahana indray ireto e! Mipararetra vao hilatsaka ilay ra 8

Fa ny tahotra no lehibe indrindra

View more comments

16/08/2024- Nanome hery anay ny filatsahanao ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo. Manohana anao ary miantso ny mponina hiray hina hifidy anao. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
Izao no valin-tenin’ny député Gascar Fenosoa. Asa raha mazava aminareo ny tiany tenenina.Image attachment

Izao no valin-tenin’ny député Gascar Fenosoa. Asa raha mazava aminareo ny tiany tenenina. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

9 CommentsComment on Facebook

Ny Valosoa Vaovao fatahoana Gascar Fenosoa faratapony nenareo eh. Satri efa fantatra fa ra Tgv tsy aharesy anareo mintsy eto tana. Saingy Gascar mafy be ary possible andresy any R8 de aratsina

Milatsaha maire hahitanay Ilay 2%😂 ngaha ialahy voalohany izany raha tsy nilatsaka i bodo tao amin'ny 3ém. Aza mampmé, hita fa i ravatomanga no ao ambadika.

Mouvement sadasada tsy atokisana o!

Financement......

TSY HITAKO MIHINTSY IZAY IDIRAN'I RAVALOMANANA AMIN'IZANY DÉLESTAGE, BIDON JAUNE, TSY FANAJANA LALÀNA.....FAHANTRANA..... NEFA I RAJOELINA NO FILOHA. OLONA TSY MAHITSY IANAO. NY LÀLANA ENY AMPANDRANA NO MAHAMAIKA NY 3ÈME FA TSY KABARY..

Be resaka tsss...Enao ve hilaza e?

D mbola misy ndray zao no tafajabaka amin'io resak efa mazava io😂

Mila mijory mifidy sy manao tsara ambina ny vato ny vahoakan'Antananarivo fa tena politika avo lenta. Ho very ny firenena

Ianao iany zany dia efa tokony ahafantatra hoe iza ireo mamboly fahantrana eto ireo

View more comments

Miandry ny fanambaran’ny député Gascar Fenosoa isika momba io lahatsoratra io.Image attachmentImage attachment+4Image attachment

Miandry ny fanambaran’ny député Gascar Fenosoa isika momba io lahatsoratra io. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

13 CommentsComment on Facebook

Efa nanao fanambarana ao izy

Tsisy azo anafenana intsony eto dia mbola ho voafitaka fona ve ny gasy tsy loza

Vo diso famindra oa defa itanolona ny afenina ,kkkkkkkk

Toy izao koa ny nataon'i Rajoelina dia babony hatramin'ny Tim sasany Dia nifidy azy soamantsara. Hay olon'ny mpamatsy vola eto Madagascar. Diniho tsara Rey olona ndrao Dia 2009 bis indray e‼️

Tsy mahay mahita vola

Avy aiza ny volan'ny Mouvement Gasikara koa ilaina e, azavao hoe avy aiza ????

Toy ny fahaizan-dRatsiraka sy Rajoelina nambabo fo no nataony. Efa hatr@ niandraiketany ny fandaharana "l'invité du jour" no nanomanany ny fiainany vaovao.

Kay ve e Loza!

Mazava be e

Mety ilay fahatrana lalina mahazo antsika ngambany, fa dia tsy maintsy zavatra ratsy fona ao atsaina raha vao misy malagasy mivotra !

FAKE HONO IO 😃😃😃

View more comments

10/08/2024- ANTSO AVO.Image attachmentImage attachment+2Image attachment

10/08/2024- ANTSO AVO. ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
Raharaha Romy Voos Andrianarisoa. 
Tsy mahalala menatra mihitsy ireto mpandainga mianakavy ireto.

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.
Tsy mahalala menatra mihitsy ireto mpandainga mianakavy ireto.
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
08/08/2024- STADE DE FRANCE- PARIS JO 2024
Tsy tafiakatra i Sidonie. Amin’ny manaraka indray. Mankasitraka  sy mankahery hatrany.

08/08/2024- STADE DE FRANCE- PARIS JO 2024
Tsy tafiakatra i Sidonie. Amin’ny manaraka indray. Mankasitraka sy mankahery hatrany.
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
08/08/2024- STADE DE FRANCE. PARIS JO 2024.
Alefa Sidonie!

08/08/2024- STADE DE FRANCE. PARIS JO 2024.
Alefa Sidonie!
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
Raharaha Romy Voos Randrianarisoa.Image attachment

Raharaha Romy Voos Randrianarisoa. ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Nisy ny bal vaky tao amin'ny fonja (promotion)😂😂dia midingindrambo ity tsy maty manota ity! Ny olona anie na any antanimbaryvsy anaty ala any aza mahay manakatra ny vaovao marina fa tsy fahitalavitra azonao hilazana angano no hinoan'ny olona e!

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

De mzninona ra miverina ho zanatany.

RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja

🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.

🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.

🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina

2 volana lasa

Tsy nahazo fahafahana vonjimaika ny député voafidim-bahoaka tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre.
Miandry ny tohiny isika.
... TohinyFintinina

2 volana lasa
Inona no tena marina?

Inona no tena marina?MAHAVITARA SYLVESTRE
Tsaraina eny amin'ny PAC anio

🔴Voarohirohy ho nanodinkodinana volam-panjakana tao amin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka, ka nosamborina ny 07 aprily, taorian'ny fandrotsahana ny antontan-taratasy firotsahana ho depiote.

🔴Naiditra am-ponja teny Antanimora nanomboka ny 09 aprily, tsy afaka nanao propagandy, saingy nandresy tamin'ny isam-bato lavitra, ka voafidy ho depioten'i Vangaindrano

🔴Nohelohina higadra 5 taona, 5 taona tsy mahazo manao asam-panjakana, 3 taona tsy mahazo manao politika, onitra 122 000 000 000Ar, araka ny didin'ny Fitsarana 1er degré an'ny PAC ny 06 jona, izay nanaovan'ny mpiaro fampiakarana

🔴Andaniny, nitaky ny fanahafana azy ny vahoakan'i Vangaindrano nanomboka ny sabotsy teo, izay nidina an-dalambe nanetsehana mpitandro ny filaminana marobe, niafara tamin'ny daroka lakrimozenina,...
... TohinyFintinina

2 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Horaharaha ity

06/07/2024- MAGRO TANJOMBATOImage attachmentImage attachment+2Image attachment

06/07/2024- MAGRO TANJOMBATO ... TohinyFintinina

2 volana lasa
Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!

Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!Ho fankalazantsika ny faha-22 taona ny ANTOKONTSIKA « TIAKO I MADAGASIKARA » dia an-kafaliana no hanasana antsika tsy ankanavaka mpikambana ato anatin’ny Antoko ho tonga eny amin’ny « MAGRO TANJOMBATO » ny Sabotsy 06 Jolay 2024 ho avy izao. Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny fotoana.

Never give up, Tonga miaraka no fanombohana miasa miaraka no fahombiazana.
... TohinyFintinina

2 volana lasa
27/06/2024-HCC
FARATSIHO- Lany ny kandidà Ramilison Nomenjanahary.
Miarahaba anao Atoa Député.

27/06/2024-HCC
FARATSIHO- Lany ny kandidà Ramilison Nomenjanahary.
Miarahaba anao Atoa Député.📢 FARATSIHO

🔴Lany ny kandida Ramilison Nomenjanahary na Mily. Vato 142 tamin'ny tombon'isa 2351 no foana.

🔴Resy ny kandida Lalatiana Rakotondrazafy izay nitory.

🔴 Horakoraka ny tao amin'ny HCC taorian'ny fanononana ity didy ity.
... TohinyFintinina

2 volana lasa

6 CommentsComment on Facebook

Félicitation honorable a

Arabaina Mr 👍

arabaina e,

Arabaina Mr l député

Ndryyy faly??? Misaotra n'y tompo

👏👏👏

View more comments

27/06/2024- HCC

27/06/2024- HCCFARATSIHO

🔴Nofoanana ny vato 142 an'ny kandida N3 Ramilison Nomenjanahary tao Vinaninony Atsimo,...

🔴Raha hiverenana dia 2351 ny elanelam-bato teo amin'ny kandida N3 sy ny kandida N2 Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy
... TohinyFintinina

2 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Fanjakana Tsis ilaivan'azy 🤬🖕

27/06/2024- HCC- Hanaiky ny marina ve ianareo?

27/06/2024- HCC- Hanaiky ny marina ve ianareo?Kandida Mily eny amin'ny HCC ... TohinyFintinina

2 volana lasa

2 CommentsComment on Facebook

OK LETSY MILY AN!!

Mivavaka ho anao zaay tompoko

Mahafinaritra. ... TohinyFintinina

2 volana lasa

Mankasitraka anareo. ... TohinyFintinina

2 volana lasa

... TohinyFintinina

2 volana lasa

MBA ILAZAO VAOVAO IZAHAY VAHOAKA MALAGASY REHEFA TAITRA IANAREO AO AMIN’NY HCC AO SA TSY METY AMINAREO NY VOKAPIFIDIANANA TENA MARINA? ... TohinyFintinina

2 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

eny hoa ohatran'ny mangina be sa mody mitapy ao rzareo🤣

Flamants roses !

Hoatra bé kenokenona bé zany zareo!! Sa mbola misy fanamboarana angamba!!

Nefa tam présidentiel lay zoky b ray zay vao saika hanatitra café kay lay izy tsy nialon'andro 😀

Bureau des Nations Unies aux Droits de l’Homme.

Bureau des Nations Unies aux Droits de l’Homme.MANARAKA NY ZAVA-MISY ETO MADAGASIKARA NY MPIARO NY ZON'OLOMBELONA MANOLOANA NY TSINDRY ATAO AMIN'NY MPANOHITRA

Hoy ny mpitondra tenin'ny Bureau des Nations Unies aux droits de l’homme Thameen Al-Kheetan

Mpikambana maromaro ao amin’ny mpanohitra sy ireo kandidà tsy miankina izay nanakiana ny fizotry ny fanatanterahana ny fifidianana solombavambahoaka farany teo no voalaza fa iharan’ny antsojay nataon’ny manam-pahefana, tao koa ireo endrika fampitahorana sy fandrahonana samihafa.

Nisy tamin’ireo mpitarika avy amin’ny mpanohitra sasany no nitatitra fa naharay antso fandrahonana sy fampitahorana mialoha sy taorian’ny latsa-bato. Kandidà tsy miankina roa, izay nametraka fitarainana momba ny tsy fanarahan-dalàna nandritra ny latsa-bato, no voampanga ho nandoro sy “manohintohina ny fiandrianam-pirenena”.

Nampidirina am-ponja vonjimaika mandritra ny 17 andro izy ireo vao natolotra ny fampanoavana. Tokony hajaina tanteraka ny zon’izy ireo amin’ny fitsarana ara-drariny.

Mbola manohy mikirakira ireo fitarainana mahakasika ny fifidianana amin’ny 29 mey ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ka dia manentana izahay ho amin'ny fanajana ny fahaleovantenan’ny fitsarana.

Miantso ny manam-pahefana ihany koa izahay mba hiantoka ny fanajana ny zon'ny olona haneho hevitra sy hivory am-pilaminana. tsy rariny ny fisamborana sy fanagadrana olona ka tsy ahafahany mampihatra ny zony. Miteraka tahotra izany ary manakivy ny olom-pirenena tsy hampiasa malalaka ny zony sivily sy politika rehetra.

Loharano : Tiako i Madagasikara
... TohinyFintinina

2 volana lasa
FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.

FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.
... TohinyFintinina

3 volana lasa

6 CommentsComment on Facebook

Viavy lany henatra raha i Ravaomaria 😏

Ilay ramatoa iny no efa simb ny sainy , ny olona no korotaniny miaraka aminy , tsy mety izany eee, Mily no depute Faratsiho , izay ihany di ampy sy milamina

Tsy te hijabaka @ izany koa ny Fitsarana e.

Henriette resy lava amin'ny halatra e👎🏼👎🏼👎🏼

Fa anga Mily manana bulletin sa tany afrique du sud izy nanonta bullletin

Huim ! aleo hoa mandinika ihany alohan'ny manao zavatra 😃😄😃

View more comments

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!📌 Mangataka ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼 azon'ireto kandida 3 lahy ireto (amin'ny ampahany na manontolo) tany amin'ny distrika nilatsahany avy ny mpifanandrina taminy.

Izy 3 lahy ireto izy samy mitarika araka ny #vokatravonjimaika.

✅ Mahajanga II - Ramananarivo Andry Orlando,
✅ Mahajanga I - Afakandro Christian,
✅Faratsiho - Ramilison Nomenjanahary

Androany no niakatra tao amin'ny HCC ireto raharaha fifanolanana ireto.

Rédaction #chasseinfo
... TohinyFintinina

3 volana lasa
HCC- Manohana anao hatrany.

HCC- Manohana anao hatrany. ... TohinyFintinina

3 volana lasa

7 CommentsComment on Facebook

Vao avy nanety volo Mr le député zany

De matin'i vahoka KO izy

Mila mitandrina enao fa tsy ampatahotra iny menarana vavy iny mhts ny hanaisotra ny ainao raha zao ataony zao 🙏🙏

ALEFA Député MILY 🇲🇬 👏

Io no atao hoe Mily kilao !

Ndao isika reetra izay mankatoha fahamarinana MBA hivavaka ho an'i Ramily fa Maro ny mety ho fahavalo e! 🙏🙏🙏🙏🙏

Mba tokony angonina daholo moa le porofo mitombona ref miady e.Zao lasa @ fitenenana hoe:.....

View more comments

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.Image attachmentImage attachment+2Image attachment

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.
... TohinyFintinina

3 volana lasa

Radio MBS


Mahajanga
few clouds
24 ° C
24 °
24 °
78 %
1kmh
20 %
Sat
24 °
Sun
30 °
Mon
30 °
Tue
30 °
Wed
31 °
Toliara
scattered clouds
20.8 ° C
20.8 °
20.8 °
68 %
9.3kmh
45 %
Sat
20 °
Sun
28 °
Mon
28 °
Tue
28 °
Wed
28 °
Antsiranana
overcast clouds
22.8 ° C
22.8 °
22.8 °
74 %
7.6kmh
91 %
Sat
23 °
Sun
28 °
Mon
28 °
Tue
29 °
Wed
29 °
Antananarivo
broken clouds
14 ° C
14 °
14 °
82 %
3.6kmh
75 %
Sun
22 °
Mon
21 °
Tue
23 °
Wed
22 °
Thu
19 °
Toamasina
clear sky
19.9 ° C
19.9 °
19.9 °
84 %
1.3kmh
4 %
Sat
20 °
Sun
23 °
Mon
24 °
Tue
24 °
Wed
24 °
Fianarantsoa
overcast clouds
13.2 ° C
13.2 °
13.2 °
90 %
3.1kmh
99 %
Sat
13 °
Sun
14 °
Mon
19 °
Tue
24 °
Wed
19 °