Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina

5 andro lasa

1 CommentComment on Facebook

De mzninona ra miverina ho zanatany.

RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja

🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.

🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.

🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

Tsy nahazo fahafahana vonjimaika ny député voafidim-bahoaka tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre.
Miandry ny tohiny isika.
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
Inona no tena marina?

Inona no tena marina?MAHAVITARA SYLVESTRE
Tsaraina eny amin'ny PAC anio

🔴Voarohirohy ho nanodinkodinana volam-panjakana tao amin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka, ka nosamborina ny 07 aprily, taorian'ny fandrotsahana ny antontan-taratasy firotsahana ho depiote.

🔴Naiditra am-ponja teny Antanimora nanomboka ny 09 aprily, tsy afaka nanao propagandy, saingy nandresy tamin'ny isam-bato lavitra, ka voafidy ho depioten'i Vangaindrano

🔴Nohelohina higadra 5 taona, 5 taona tsy mahazo manao asam-panjakana, 3 taona tsy mahazo manao politika, onitra 122 000 000 000Ar, araka ny didin'ny Fitsarana 1er degré an'ny PAC ny 06 jona, izay nanaovan'ny mpiaro fampiakarana

🔴Andaniny, nitaky ny fanahafana azy ny vahoakan'i Vangaindrano nanomboka ny sabotsy teo, izay nidina an-dalambe nanetsehana mpitandro ny filaminana marobe, niafara tamin'ny daroka lakrimozenina,...
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Horaharaha ity

06/07/2024- MAGRO TANJOMBATOImage attachmentImage attachment+2Image attachment

06/07/2024- MAGRO TANJOMBATO ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!

Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!Ho fankalazantsika ny faha-22 taona ny ANTOKONTSIKA « TIAKO I MADAGASIKARA » dia an-kafaliana no hanasana antsika tsy ankanavaka mpikambana ato anatin’ny Antoko ho tonga eny amin’ny « MAGRO TANJOMBATO » ny Sabotsy 06 Jolay 2024 ho avy izao. Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny fotoana.

Never give up, Tonga miaraka no fanombohana miasa miaraka no fahombiazana.
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
27/06/2024-HCC
FARATSIHO- Lany ny kandidà Ramilison Nomenjanahary.
Miarahaba anao Atoa Député.

27/06/2024-HCC
FARATSIHO- Lany ny kandidà Ramilison Nomenjanahary.
Miarahaba anao Atoa Député.📢 FARATSIHO

🔴Lany ny kandida Ramilison Nomenjanahary na Mily. Vato 142 tamin'ny tombon'isa 2351 no foana.

🔴Resy ny kandida Lalatiana Rakotondrazafy izay nitory.

🔴 Horakoraka ny tao amin'ny HCC taorian'ny fanononana ity didy ity.
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

6 CommentsComment on Facebook

Félicitation honorable a

Arabaina Mr 👍

arabaina e,

Arabaina Mr l député

Ndryyy faly??? Misaotra n'y tompo

👏👏👏

View more comments

27/06/2024- HCC

27/06/2024- HCCFARATSIHO

🔴Nofoanana ny vato 142 an'ny kandida N3 Ramilison Nomenjanahary tao Vinaninony Atsimo,...

🔴Raha hiverenana dia 2351 ny elanelam-bato teo amin'ny kandida N3 sy ny kandida N2 Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Fanjakana Tsis ilaivan'azy 🤬🖕

27/06/2024- HCC- Hanaiky ny marina ve ianareo?

27/06/2024- HCC- Hanaiky ny marina ve ianareo?Kandida Mily eny amin'ny HCC ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

OK LETSY MILY AN!!

Mivavaka ho anao zaay tompoko

Mahafinaritra. ... TohinyFintinina

1 volana lasa

Mankasitraka anareo. ... TohinyFintinina

1 volana lasa

... TohinyFintinina

1 volana lasa

MBA ILAZAO VAOVAO IZAHAY VAHOAKA MALAGASY REHEFA TAITRA IANAREO AO AMIN’NY HCC AO SA TSY METY AMINAREO NY VOKAPIFIDIANANA TENA MARINA? ... TohinyFintinina

1 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

eny hoa ohatran'ny mangina be sa mody mitapy ao rzareo🤣

Flamants roses !

Hoatra bé kenokenona bé zany zareo!! Sa mbola misy fanamboarana angamba!!

Nefa tam présidentiel lay zoky b ray zay vao saika hanatitra café kay lay izy tsy nialon'andro 😀

Bureau des Nations Unies aux Droits de l’Homme.

Bureau des Nations Unies aux Droits de l’Homme.MANARAKA NY ZAVA-MISY ETO MADAGASIKARA NY MPIARO NY ZON'OLOMBELONA MANOLOANA NY TSINDRY ATAO AMIN'NY MPANOHITRA

Hoy ny mpitondra tenin'ny Bureau des Nations Unies aux droits de l’homme Thameen Al-Kheetan

Mpikambana maromaro ao amin’ny mpanohitra sy ireo kandidà tsy miankina izay nanakiana ny fizotry ny fanatanterahana ny fifidianana solombavambahoaka farany teo no voalaza fa iharan’ny antsojay nataon’ny manam-pahefana, tao koa ireo endrika fampitahorana sy fandrahonana samihafa.

Nisy tamin’ireo mpitarika avy amin’ny mpanohitra sasany no nitatitra fa naharay antso fandrahonana sy fampitahorana mialoha sy taorian’ny latsa-bato. Kandidà tsy miankina roa, izay nametraka fitarainana momba ny tsy fanarahan-dalàna nandritra ny latsa-bato, no voampanga ho nandoro sy “manohintohina ny fiandrianam-pirenena”.

Nampidirina am-ponja vonjimaika mandritra ny 17 andro izy ireo vao natolotra ny fampanoavana. Tokony hajaina tanteraka ny zon’izy ireo amin’ny fitsarana ara-drariny.

Mbola manohy mikirakira ireo fitarainana mahakasika ny fifidianana amin’ny 29 mey ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ka dia manentana izahay ho amin'ny fanajana ny fahaleovantenan’ny fitsarana.

Miantso ny manam-pahefana ihany koa izahay mba hiantoka ny fanajana ny zon'ny olona haneho hevitra sy hivory am-pilaminana. tsy rariny ny fisamborana sy fanagadrana olona ka tsy ahafahany mampihatra ny zony. Miteraka tahotra izany ary manakivy ny olom-pirenena tsy hampiasa malalaka ny zony sivily sy politika rehetra.

Loharano : Tiako i Madagasikara
... TohinyFintinina

1 volana lasa
FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.

FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.
... TohinyFintinina

1 volana lasa

6 CommentsComment on Facebook

Viavy lany henatra raha i Ravaomaria 😏

Ilay ramatoa iny no efa simb ny sainy , ny olona no korotaniny miaraka aminy , tsy mety izany eee, Mily no depute Faratsiho , izay ihany di ampy sy milamina

Tsy te hijabaka @ izany koa ny Fitsarana e.

Henriette resy lava amin'ny halatra e👎🏼👎🏼👎🏼

Fa anga Mily manana bulletin sa tany afrique du sud izy nanonta bullletin

Huim ! aleo hoa mandinika ihany alohan'ny manao zavatra 😃😄😃

View more comments

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!📌 Mangataka ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼 azon'ireto kandida 3 lahy ireto (amin'ny ampahany na manontolo) tany amin'ny distrika nilatsahany avy ny mpifanandrina taminy.

Izy 3 lahy ireto izy samy mitarika araka ny #vokatravonjimaika.

✅ Mahajanga II - Ramananarivo Andry Orlando,
✅ Mahajanga I - Afakandro Christian,
✅Faratsiho - Ramilison Nomenjanahary

Androany no niakatra tao amin'ny HCC ireto raharaha fifanolanana ireto.

Rédaction #chasseinfo
... TohinyFintinina

1 volana lasa
HCC- Manohana anao hatrany.

HCC- Manohana anao hatrany. ... TohinyFintinina

1 volana lasa

7 CommentsComment on Facebook

Vao avy nanety volo Mr le député zany

De matin'i vahoka KO izy

Mila mitandrina enao fa tsy ampatahotra iny menarana vavy iny mhts ny hanaisotra ny ainao raha zao ataony zao 🙏🙏

ALEFA Député MILY 🇲🇬 👏

Io no atao hoe Mily kilao !

Ndao isika reetra izay mankatoha fahamarinana MBA hivavaka ho an'i Ramily fa Maro ny mety ho fahavalo e! 🙏🙏🙏🙏🙏

Mba tokony angonina daholo moa le porofo mitombona ref miady e.Zao lasa @ fitenenana hoe:.....

View more comments

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.Image attachmentImage attachment+2Image attachment

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.
... TohinyFintinina

1 volana lasa
FARATSIHO- Tongava maro! Ny firaisankina no hery.

FARATSIHO- Tongava maro! Ny firaisankina no hery.RAHARAHA FARATSIHO - RAHAMPITSO ENY AMIN'NY HCC

Rahampitso Zoma 14 Jiona 2024 amin’ny 9 Ora Maraina eny amin’ny HCC ny raharaha-pitsarana nitorian’ny kandidam-panjakana an’i Mily ( audience publique ).

Manasa ny Komity Miaro ny Safidim-bahoaka ho tonga avokoa.

Loharano : Tiako i Madagasikara
... TohinyFintinina

1 volana lasa
FARATSIHO- Vaovao farany.

FARATSIHO- Vaovao farany.📢FARATSIHO

🔴Notazomina ao Antanimenakely Antsirabe namboka ny alina teo ny Chef Centre Informatique De District (CID) ao Faratsiho.

🔴Ity sampana ity izay mandray mivantanana ny fikarakarana ny lisi-pifidianana eny anivon'ny Distrika.

🔴Ao anatin'ny fiandrasana voka-pifidianana ofisialy no miseho izany. Inona no antony? Inona no tanjona? Iza no ao ambadika?
... TohinyFintinina

1 volana lasa

Mitohy ihany ny didy jadona. Fitondrana tsy manjary! ... TohinyFintinina

1 volana lasa
FARATSIHO- Vaovao farany

FARATSIHO- Vaovao farany📌 Nandresy vonjimaika Ramily tany #Faratsiho : 45,29%. Nihoraka ny mpanatrika tao amin'ny CENI tamin'ny famakiana an'io vokatra io.

#vokatravonjimaika #Solombavambahoaka
... TohinyFintinina

2 volana lasa
FARATSIHO- Miarahaba anao izahay député Ramilison Nomenjanahary.

FARATSIHO- Miarahaba anao izahay député Ramilison Nomenjanahary.📌 Nandresy vonjimaika Ramily tany #Faratsiho : 45,29%. Nihoraka ny mpanatrika tao amin'ny CENI tamin'ny famakiana an'io vokatra io.

#vokatravonjimaika #Solombavambahoaka
... TohinyFintinina

2 volana lasa

2 CommentsComment on Facebook

Hifandray tanana zao TT Harriet s'y ddt milly avieo

Nga nareo no hcc🙄😂😂

Boka trosa ny Fanjakana Malagasy, ary isan’ny anton’izany ny fanampiana omena ireo mpamatsy solika sy ny orinasa JIRAMA.

Eo anatrehan’ny zavamisy dia tapidalan-kaleha i Andry Nirina Rajoelina ka tsy maintsy mitodika amin’ireo mpamatsy vola mahazatra, dia ny Banky Iraisampirenena (BM) sy ny Tahirimbola Iraisampirenena (FMI).

Tsy hadino anefa ny vavan’ny filoha « mamimbahoaka » :
raha mbola ireo mpamatsy vola ireo ihany no ianteherana sy antenaina dia tsy handroso mihitsy i Madagasikakara na amin’ny 2030 na amin’ny 2050, na 2060.

Miverina amin’ny naloany ity ny filoha « mamimbahoaka », ilay sady mandainga no tsy mahavita. Ary dia mbola manohy misoloky mangalatra safidimbahoaka ihany amin’ny halalan’ny CENI.

Mila miverina amin’ny fahamarinana sy ny ara-dalàna amin’izay ny firenena fa ampy izay ny gaboraraka sy ramatahora.

https://www.facebook.com/share/v/1uG7xRLZcTR8SB6Q

https://www.africaintelligence.fr/afrique-australe-et-iles/2024/06/10/le-fmi-et-la-banque-mondiale-appeles-au-secours-des-finances-de-la-grande-ile%2C110245713-art

Boka trosa ny Fanjakana Malagasy, ary isan’ny anton’izany ny fanampiana omena ireo mpamatsy solika sy ny orinasa JIRAMA.

Eo anatrehan’ny zavamisy dia tapidalan-kaleha i Andry Nirina Rajoelina ka tsy maintsy mitodika amin’ireo mpamatsy vola mahazatra, dia ny Banky Iraisampirenena (BM) sy ny Tahirimbola Iraisampirenena (FMI).

Tsy hadino anefa ny vavan’ny filoha « mamimbahoaka » :
"raha mbola ireo mpamatsy vola ireo ihany no ianteherana sy antenaina dia tsy handroso mihitsy i Madagasikakara na amin’ny 2030 na amin’ny 2050, na 2060".

Miverina amin’ny naloany ity ny filoha « mamimbahoaka », ilay sady mandainga no tsy mahavita. Ary dia mbola manohy misoloky mangalatra safidimbahoaka ihany amin’ny halalan’ny CENI.

Mila miverina amin’ny fahamarinana sy ny ara-dalàna amin’izay ny firenena fa ampy izay ny gaboraraka sy ramatahora.

www.facebook.com/share/v/1uG7xRLZcTR8SB6Q

www.africaintelligence.fr/afrique-australe-et-iles/2024/06/10/le-fmi-et-la-banque-mondiale-appele...
... TohinyFintinina

2 volana lasa
Izay izany ry vahoaka Malagasy.

Izay izany ry vahoaka Malagasy. ... TohinyFintinina

2 volana lasa

28 CommentsComment on Facebook

Misy zavatra tsy azonay ry CENI. Misy « filtre » ve ny famoahana ny vokatra vonjimaika? Faratsiho izao indray mandeha no nivoaka t@ ilay rajout be dia be tsy ara-dalana iny.

Madagascar dia firenena hanisan'ireo dondrom-belona no mitondra fanjakana. Eran-tany 2 andro dia efa fantatra tanteraka ny voka-pifidianana ny an-dry fozan'orana tsy vitan'ny dedaka sy tranon-dainga fa 1 volana vao vita. Tsy mba mandroso fa vao maika mihemotra izay ilay fitondrana i Cedric vazaha tranon-dainga.

Avoahay tsara aloha ilay Faratsiho

Mbola hamadibadika chiffre oe. Hanao magie magie

Raha efa hita tsy nanjary mbola andaniana fotoana, tsy aleo ve tonga dia la guerre ?

Miomana hiaro ny safidy fa hanao magie magie ireo

ouffffffff

Oe maninona tsara 🤔🤔

Délibération?

Hiasa amzay r zalahy

Aleo tonga dia miomana ry KMSB ,mitady ho be vinany ireto tsivalaha mpiandany @mpitondra ireto a

Ataovy tsara am-pahamarinana sy @ny anaran'ny Ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina ny asanareo ry Mpiasan'ny CENI amen!

Atsahatra a atsahatra, ianareo mihitsy no tokony hatsahatra @asanareo rehefa tsy hanao fa volam-bahoaka no hanakaramana anareo, manan-jo hahalala vaovao ny vahoakap

Tsy tokony ho mangarahara hatram farany ve ity vokatra ity ry ceni ko nahoana no oe hahato ? Angaha tsy vokatra ilay sisa tavela any ? 🤔🤔

Zay zan no baikon henjana d ts maints arahina kin mo

Ataovy serieux izy ity ry CENI sy HHCC ah

, Sanabavy fa anao ny ataony ao reto leee

Tsy hitako zay ilana Ceni ?

Misy ketrika ao 😂😂😂😂 Mazava ho azy

Hummm...

Inona moa izany no tena ilaina ilay CENI rehefa tsy mamoka ny vokatry rehetra am bureaux de vote fa izay tiany ihany e 🙄🤔🤔

lol Ary n HCC koa vé manisa vato e???

Délibération ino ma izy io ry CENI ?

Hay misy délibération izany koa ny fifidianana? Firy % izany no atao hoe afaka? 🤣🤣🤣

Hanodina vato izany ry zalah

View more comments

Grand Prix de Faratsiho
BM vs Milikilao 🚗🚙🫣😂
... TohinyFintinina

2 volana lasa

2 CommentsComment on Facebook

🤣🤣🤣🤣

😂😂😂😂😆😆😆😆👍👍👍

Mankasitraka ary mankahery anareo. Ny firaisankina no hery.Image attachmentImage attachment+5Image attachment

Mankasitraka ary mankahery anareo. Ny firaisankina no hery. ... TohinyFintinina

2 volana lasa
Kandidàn’ny boriborintany faha-ll, Antsiranana l sy Mahajanga l.
Ary aiza Henriette Lalatiana sa tsy manana ny sariny ianareo?
Loharano Midi Madagasikara

Kandidàn’ny boriborintany faha-ll, Antsiranana l sy Mahajanga l.
Ary aiza Henriette Lalatiana sa tsy manana ny sariny ianareo?
Loharano Midi Madagasikara
... TohinyFintinina

2 volana lasa

5 CommentsComment on Facebook

tsy dame de fer iny fa fil de fer

Des sales gueules à vomir🤮🤮🤮

Mbola reraka nanao fampielezan'entana🙄😂

efa leo azy ny olona

Toto Lala Mbola Misisika MILY kilao

View more comments

Radio MBS


Mahajanga
few clouds
18 ° C
18 °
18 °
94 %
2.1kmh
20 %
Sat
29 °
Sun
29 °
Mon
29 °
Tue
30 °
Wed
30 °
Toliara
clear sky
18.4 ° C
18.4 °
18.4 °
72 %
4.3kmh
0 %
Sat
25 °
Sun
25 °
Mon
25 °
Tue
28 °
Wed
26 °
Antsiranana
few clouds
23.4 ° C
23.4 °
23.4 °
73 %
5.1kmh
20 %
Sat
28 °
Sun
28 °
Mon
29 °
Tue
28 °
Wed
27 °
Antananarivo
few clouds
15 ° C
15 °
15 °
72 %
1kmh
20 %
Sat
25 °
Sun
25 °
Mon
26 °
Tue
24 °
Wed
25 °
Toamasina
broken clouds
20 ° C
20 °
20 °
94 %
1kmh
75 %
Sat
25 °
Sun
24 °
Mon
25 °
Tue
24 °
Wed
24 °
Fianarantsoa
clear sky
13.3 ° C
13.3 °
13.3 °
72 %
1.1kmh
0 %
Sat
23 °
Sun
24 °
Mon
24 °
Tue
23 °
Wed
25 °