Faravohitra: Nitafa fohy tamin’ireo mpanao gazety ny Filoha RAVALOMANANA ny harivan’ny 17 jiona:
Manamafy izy fa tsy nanao “accord politique” na tamin’iza na tamin’iza;
Hihaona amin’ny PM Ntsay ny tenany rahampitso 18 jiona;
Vonona hiroso amin’ny fifidianana ny antoko TIM, amin’izay fotoana rehetra hanaovana an’izany na dia eo aza ireo ahiahy maro ny amin’ny hanatanterahana izany;
Raha ilaina dia hidina eny an-kianjan’ny 13 mey izy, hanazava ny sain’ireo olona manohy ny tolona eny.
Governemanta Ntsay – Tsy nisy “accord politique”
Video Player
00:00
00:00