Nandray anjara navitrika tamin’ny filaharana nandritry fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena teto Toamasina ny TIM.
Taorian’izay dia nisy ny fiarahana nisakafo sy nikorana niarahan’ny mpikambana sy ny mpitarika.
« Natao izay nety fa tonga ny fety e! »