11:00 > Radio Antsiva – Vaovao tsy marina manendrikendrika ny ben’ny tanànan’Antananarivo

Milaza indray ireo mpanaratsy fa hoe namidin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny CEG Analamahitsy. Tsy mivarotra tany tompoko ny CUA.

Manazava ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanana ny kolonely Ramboasalama Emilien mikasika izany.