Nihaona tamin’ny minisitry ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Guy rivo Randrianarisoa ny mpitantana ny orin ‘asa afakaba maromaro ny maraina teo.
Naneho ny hafaliany sy ny fanantenany ireo tompon’ny orin’asa tamin’ny fihaonany tamin’ny minisitra. Izay vao sambany nisy hatramin’izay hoy ny solotenan’izy ireo, Tiana Andria. Tao no nanambarany ny olana mahazo ny orin’asa afakaba eto Madagasikara.