14:30 > Sendikan’ny pampianatra mpanabe mihaona amin’ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa

Tonga tao amin’ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa ireo sendikan’ny mpampianatra mpanabe mba hitondra ny hetahetan’izy ireo ho any amin’ny filankevitry ny governemanta.