Mandamina ny mpivarotra amorondalana eto Analakely ny ekipan ‘ny CUA. Mbola manentana ireo mpivarotra mafiloha aloha izy ireo, fa rehefa tsy mety dia miafara amin ‘ny fibatana ny entana.
Mandamina ny mpivarotra amorondalana eto Analakely ny ekipan ‘ny CUA. Mbola manentana ireo mpivarotra mafiloha aloha izy ireo, fa rehefa tsy mety dia miafara amin ‘ny fibatana ny entana.
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
HAFATRA ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.0 CommentsComment on Facebook
27/06/2024-HCC
FARATSIHO- Lany ny kandidà Ramilison Nomenjanahary.
Miarahaba anao Atoa Député.📢 FARATSIHO
🔴Lany ny kandida Ramilison Nomenjanahary na Mily. Vato 142 tamin'ny tombon'isa 2351 no foana.
🔴Resy ny kandida Lalatiana Rakotondrazafy izay nitory.
🔴 Horakoraka ny tao amin'ny HCC taorian'ny fanononana ity didy ity.
... TohinyFintinina
6 CommentsComment on Facebook
Félicitation honorable a
Arabaina Mr 👍
arabaina e,
Arabaina Mr l député
Ndryyy faly??? Misaotra n'y tompo
👏👏👏