09:15 > Tolon’ny mpampianatra mpanabe – Eo amin ny Ministera Fanabeazam-pirenena ny fotoana androany alatsinainy 30 Jolay 2018 amin ny 10 ora

Tolon’ny mpampianatra mpanabe – Eo amin ny Ministera Fanabeazam-pirenena ny fotoana androany alatsinainy 30 Jolay 2018 amin ny 10 ora. Entano ny namana mba ho tonga maro.