Faly aho! Tena faly!
Efa tonga eto Antananarivo renivohitra aho izao. Tafapetraka soa amantsara ny filatsahan-ko fidiana. Faly aho ary mino aho fa faly koa ianareo.
Koa dia amin’ny sabotsy 25 aogositra izao isika no hihaona eny Mahamasina amin’ny 10 ora maraina.
Izao no tonga amin’ny fitenenana hoe: “Tonga maro no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana”