Commission Nationale des Marchés – Mampikatso ankolaka ny fanadiovana an’Antananarivo

Mitondra fanazavana mahakasika ny andraikiny ny Kaominina Antananarivo renivohitra mikasika ny fako eto amin’ny tanana ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanana ny kolonely Ramboasalama Emilien.