“TY NDATY A TOLIARA LA RAVALOMANANA AVAO RO TEANY”
Toy izao ny fitiavan’ny Toliara, tsapako fa maniry fampandrosoana ianareo. Izao no hafatra : FILIO i dada amin’ny 07 novambra 2018
#FIDIO_MR_25
16 10 2018 Toliara
Publiée par Marc Ravalomanana sur Mercredi 17 octobre 2018
“TY NDATY A TOLIARA LA RAVALOMANANA AVAO RO TEANY”
Toy izao ny fitiavan’ny Toliara, tsapako fa maniry fampandrosoana ianareo. Izao no hafatra : FILIO i dada amin’ny 07 novambra 2018
#FIDIO_MR_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
De mzninona ra miverina ho zanatany.
RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja
🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.
🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.
🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook