Mitady fanampiana tamiko ianareo vehivavy sy tanora teto Farafangana fa sahirana tsy misy ny asa atao. Efa eto aho izao hanampy sy hitady vahaolana. Efa tafiditra ao anaty “fanomezan-toky” na “manifesto” fa hamorona tsenan’asa vaovao hampiroboroboana ny orin’asa madinika sy salan-tsalany, fanamorana ny fivarotana ny vokatra sy ny fahazoana famatsiam-bola, fampihenana ny tsy fitoviana eo amin’ny fiaraha-monina. Fidio i dada fa handroso i Farafangana, laharana 25.
FIDIO DADA 25