Indroa izay aho no nandalo teto Toamasina, ny zavatra tsapako dia mangetaheta fandrosoana ianareo.
Efa ambarako hatrany fa efa tsara rafitra ny vina sy paik’ady hanarenana ny firenena dia ilay “manifesto” sy Map2.
#FIDIO_I_DADA_AMIN_NY_07_NOVAMBRA_2018