Tena faly aho tonga eto Fenoarivobe, hanao fampielezan-kevitra no antondiako eto, mandresy lahatra anareo fa amin’ny 07 novambra dia HIFIDY AHY daholo inareo. Mino aho fa hifidy an’I Dada daholo ny eto Fenoarivobe.
Ny “manifesto” dia lisitry ny asa atao, fanomezan-toky ka rehefa eo amin’ny fitondrana aho dia hotanterahiko ireo.
#FIDIO_MARC_RAVALOMANANA_25