Fisaorana mitafotafo no atolotro ho anareo rehetra nanotrona ny fampielezan-kevitra nataoko. Manentana antsika rehetra HIFIDY ahy amin’ny Alarobia 07 novambra izao.
Mpanangana fa tsy mpandrava isika !
#Fidio_Marc_Ravalomanana_25