Hoy i Andry Rajoelina ny taona 2011:” ny ahy dia aleoko tsy miteny, aleoko tsy manambara raha ohatra ka tsy ho tanteraka ny vinan’ asa.”
Taoriany “Tramway”, ny fitsaboana maimaim-poana, ny “cimenterie” ngeza indrindra eto Madagasikara nampanantenany i Andry Rajoelina ny taona 2010 dia mbola nitohy ihany ny balarorany sy ny fampanantenana poakaty ny taona 2011.
Hanangana “Centre Commerciale” anisany goavana indrindra aty amin’ny faritra ranomasim-be indiana hono ny tenany.
Nahita izany ve isika?
Araho ato anatin’ity horonantsary ity ary ny fampanantenana nomeny.