18:00 > Marc Ravalomanana – n°25 – Fihodinana faharoa – 19 Desambra – Manohana Ny Rado Rafalimanana

Marc Ravalomana: Faly aho, tena faly mahita anareo tanora manohana ahy. Manome toky anareo aho fa tsy maintsy mandroso Madagasikara.

Ny Rado Rafalimanana: Fitaratra ny filoha Marc Ravalomanana. Andeha isika hiaraka hanarina an’i Madagasikara. Tokony manana fahaiza-mitarika ny mpitondra eto Madagasikara.