Une délégation de la Mission d’observation électorale de l’UE à Madagascar 2018 s’est rendue ce week-end à Mahajanga, au nord-ouest de la Grande Île pour écouter le démembrement de la CENI Madagascar à Mahajanga à propos des faiblesses et des leçons apprises lors du premier tour de l’élection présidentielle.
***
Nivahiny tany Mahajanga ny Iraky ny Vondrona eoropeana miandraikitra ny fifidianana eto Madagasikara 2018 ny faran’ny herinandro lasa teo. Nihaino ny hevitrin’ny rantsa-mangaikan’ny CENI eny an-toerana izy ireo mahakasika ny lesoka tokony harenina sy ny lesona azo nandritry ny fiodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena.
#MOEUEMada18 #MDG2018 #Madagascar
La Mission d’observation électorale de l’UE à Madagascar 2018, avec les membres des différentes structures de la CENI Madagascar de Mahajanga: la Commission électorale provinciale (CEP), la Commission électorale régionale (CER), la Commission électorale de district (CED) et la Commission électorale communale (CEC).
***
Ny Iraky ny Vondrona eoropeana miandraikitra ny fifidianana eto Madagsaikara 2018 sy ireo mpiandraikitra ao amin’ireo rantsa-mangaikan’ny CENI any anivon’ny faritany, faritra, distrika, ary kaominina ao Mahajanga.
La Mission d’observation électorale de l’UE à Madagascar 2018 s’est intéressée aux ressentis des responsables de la CENI à Mahajanga par rapport au premier tour et aux préparatifs du second tour prévu pour le 19 décembre.
***
Nahaliana ny Iraky ny Vondrona eoropeana miandraikitra ny fifidianana eto Madagasikara ny fijerin’ireo tomponandraikitry ny rantsa-mangaikan’ny CENI any Mahajanga ny fizotran’ny fiodinana voalohany amin’ny fifidianana sy ny fiomanana amin’ny fiodinana faharoa.
Le président de la Commission électorale provinciale de Mahajanga.
***
Ny filohan’ny rantsa-mangaikan’ny CENI eny anivon’ny faritra Mahajanga.
Des membres de la Commission électorale du district de Mahajanga I & II.
***
Mpikambana ao amin’ny ratsa-mangaikan’ny CENI eny anivon’ny distrikan’ny Mahajanga I & II.