Mazava ny lalana fa ho bataintsika ny fandresena, na izany aza mila mailo hatrany isika fa tsy kely lalana ny ratsy.
Henonay fa misy minisitra manome baiko ny mpiasam-panjakana hampandaniana ny kandida iray, antso no ataoko ny hanajanonana izany baiko izany.
Tany mandàla ny demokrasia i Madagasikara, aleo ny vahoaka haneho ny safidiny an-kalalahana. Manentana antsika hifidy mavitrika ny laharana faha 25
#FIDIO_MARC_RAVALOMANANA_25