Madama iray ity no vaky loha teo Andohatapenaka notifirin’ireo andian’olona mpanao propagandy MAPAR tamin’ireny flèche ireny raha izy andeha tongotra hamonjy fodiana handray taxi-be Ivato.
Ary tsy andrenesam-peo mihitsy avy amin’ny MAPAR mandaza izao fihetsika mamoa fady izao.
Aiza ireo milaza azy hitandro ny filaminana. Mila faizina izao dieny izao ireo mpamono sy mpandrava.