Nanao faradoboka teto Antsirabe izahay androany, hitako sy tsapako ny hetahetanareo, mankasitraka ny fahatongavanareo maro be.
Tongava mifidy daholo amin’ny 19 desambra 2018
#FIDIO_I_DADA
#laharana_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.🔴 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗢 𝗧𝗜𝗠 𝗦𝗬 𝗩𝗢𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗔 : "𝗜 𝗠𝗮𝗿𝗰 𝗥𝗔𝗩𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗵𝗼 𝗸𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗥𝗲𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮."
Tsy mankasitraka ny fanapahana navoakan’ny CENI ny fanoherana manohana ny filoha teo aloha ao anatin'ny fifidianana kaominaly ho avy. Hampiakatra ny raharaha any amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana izy ireo.
❌ Mitaratra fanatanterahana kajy politika avokoa ireo fanapahana nivoaka rehetra nanomboka hatrany amin'ny OVEC ka hatrany amin'ny CENI entina hanakanana ny firotsahan-kofidiany hoy izy ireo.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).RAHARAHA RAVALOMANANA
NOHAMAFISIN'NY CENI NY FANDAVANA
🔴Nanamafy ny fanapahan'ny OVEC amin'ny tsy fahafahan'i Marc Ravalomanana mirotsaka eto Antananarivo ny CENI, taorian'ny valin'ny ny taratasy fangataham-panazana tamin'ny DGI ka nilaza fa tsy manohitra fa ny fanomezana "certificat de régularité fiscale" fa mila mameno ny fepetra takiana amin'izany ny Filoha teo aloha, araka ny tatitra nataon'ny Filohan'ny CENI androany.
🔴Mbola afaka mampiakatra any amin'ny "Tribunal administratif" na Tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana kosa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana
🔴 Ofisialy ihany koa ny fanemorana herinandro, hatramin'ny 26 septambra ny fandraisana antontan-taratasin'ireo kandida.
#Tia_Tanindrazana
... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Fa n'y Tahotra sisa no Lehibe indrindra.
D mbola Merci president gonna e