20:20 > MAPAR tsy valahara – CUA enjehina nefa Toamasina tsy vitan’ny ben’ny tanàna MAPAR

Teny ho an’Andriamatoa Rajoelina! Ahoana moa izany ny fandehan’itony fako be efa manapaka arabe itony?

Ny loto manerana ny tanàna eto toamasina izay sahanin’ny ben’ny tanana MAPAR tsy vita. Kanefa Ravalomanana no teneninao hoe antsoy raha mila fanampina. Sa toamasina tsy maninona na maloto fa nareo ao Antananarivo ihany no tsy maintsy madio?

Io bazary kely io novarotan’ny commune ny tany nananganan’ny karana trano, novidiana 40 millions Ar ny iray tsy marary fonao? Nefa mpivarotra amanjatony no noroahina teo.

Parking ao Antananarivo lazainao marary ny fonao! Aiza le fitiavanao avy ny @ faritra?

Sady maire-nao mbola manohana anao ny ao!!!

Patrick Harivel