10:15 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (1)

Noho ny antony fiarovana ny fitaovana tamin’ny alina dia nidiana ny vavahady fdirana ao amin’ny kianja.

Raha ny vaovao farany dia manakana ny fanokafana ny vavahady ny prefe Angelo.

Ny fangatahan’ny mpitandro filaminana voalohany dia nitaky tompon’andraikitra avy amin’ny lapan’ny tanàna.

Rehefa tonga indray ny tompon’andraikitra dia hoe miandry baiko avy amin’ny prefe, izay tsy mety azo fa namono ny findainy.