20 Janoary – Mahamasina – Fotoam-pivavahana – An-tsary

Mahamasina – 20 Janoary 2019 – Fiangonan’i Jesoa eto Madagasikara (FJKM). Fanompoam-pivavahana fitrotroana am-bavaka ny taom-piasana 2019 ho an’ny Fjkm, sady fiarahabana ny filohan’ny Fjkm, ny mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi sy ny ankohonany.


Manandratra ny firenena ny fahamarinana, hoy by filohan’ny fiangonana FJKM Irako Andriamahazosoa Ammi

Tsy miala aminao izahay Dada, hoy ireo mpino marobe teny Mahamasina!