Efa vonona hametraka ny taratasy fitoriana vokatry ny zavatra tsy manjary taminy fifidianana depiote ny antoko TIM sy ireo kandida tsy miankina eto aminy HCC.
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.
🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Olona tsy vanona. Anisan’ny tomponandraikitra amin’izao fijaliana mahazo ny Malagasy izao. « Tsy nanao ny soa, tsy nanao ny tsara, tsy nanao ny marina »Mandefa hafatra kely hanombohana ny herinandro i Jean Eric Rakotoarisoa. Mampianatra lalàna, filohan'ny HCC teo aloha. ... TohinyFintinina
10 CommentsComment on Facebook
Tazi angah hono mba nanao an'zany. Sa miana-kendry
Eishy !!! Azo raisina fa tsy mitombona !!!
SA9 DE DIS9 ADRESSE ITY OLONA ITY SA VE AZO 4AISINA FA TSY MITOMBINA
fa ahona?
Angaha MBA nanao n'y marina izato izy 😅😅😅
Angaha nanenina ilay olona io
Fakon'olona sahy mampianatra 👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼
Izany??????Eny oa!
Azo raisina fa tsy mitombina 🙈