Pétition – Sauvons du génocide culturel Anatirova, patrimoine national malgache

(Sary FB Rakibolana Malagasy)

FR
Face au génocide culturel se traduisant par la construction d’un Colisée au sein du Rova de Manjakamiadana, un site en cours d’inscription au patrimoine mondial de l’UNESCO, NOUS, citoyens malgaches des 4 coins du globe, exigeons l’arrêt immédiat des travaux et la démolition du bâtiment incriminé. NOUS nous érigeons en défenseurs des héritages culturels et historiques à Madagascar.

Rendons à Iarivo ce qui est à Iarivo, et à Rome ce qui est à Rome. Le Palais de la Reine et Anatirova font la richesse et l’originalité d’Antananarivo et de Madagascar. Il s’agit d’un des hauts lieux qui composent l’identité culturelle malgache. Il est urgent que cesse le mépris flagrant et institutionnalisé de notre culture profonde au profit de bâtiments globalisés, pauvres et appauvrissants.

Jamais dans l’histoire de la Nation malgache, un régime n’a osé défigurer un héritage culturel sous prétexte d’innovation. Institutionnaliser de la sorte le vandalisme du patrimoine culturel est contraire aux principes républicains. Il est inimaginable qu’un gouvernement transparent prenne au dépourvu les citoyens et profite de la situation d’urgence Coronovirus pour accélérer la démolition d’un site d’intérêt patrimonial et culturel.

Nous en appelons à tous les défenseurs des héritages culturels partout dans le monde de signer cette pétition pour que plus aucun autre héritage culturel ne soit vandalisé !

MG
Noho ny famotehana ny harem-bako-pirenena amin’ny fanorenana Kolizea ao Anatirova, izay anatin’ny faritra andalana mpanoratana ho vakoka iraisam-pirenena an’ny UNESCO, ISIKA, olom-pirenena malagasy avy amin’ny vazantany efatra, dia mitaky ny hanatsaharana izany tsy misy atakandro. Isika, olom-pirenena malagasy dia mijoro ho mpiahy ny harem-bako-pirenena eto Madagasikara.

Omentsika an’Iarivo izay an’Iarivo, ary ho an’i Roma izay an’i Roma. Ny Rova sy ny Lapan’i Manjakamiadana dia anisan’ny harena izay mampiavana an’Antananarivo sy an’i Madagasikara. Isan’ireo toera-manan-tantara izay mandrafitra ny maha-Malagasy ny Malagasy. Ilaina ny fanatsaharana faingana ny fanimbazimbana mibaribary sy ara-pomba-mpanjakana ny kolontsaina malagasy, ilaina ny fanatsaharana ny fanosihosena ny Maha-malagasy amin’ny alalan’ny maritrano manantontolo, vorika sy mamorika firenena.

Tsy mbola nisy teo amin’ny tantanaran’ny Firenena malagasy, fitondrana sahy mamono hasina ny vakoka. Ny fampiasana ny fahefana entina manimba ny vakoka sy ny kolontsaina dia mifanipaka tanteraka amin’ny sata repoblikana. Tsy nangarahara ny dingana rehetra nenti-nanorena ilay Kolizea, ary tsy antony entina hanohizana ny fanimbana vakoka ny ahamehana ara-pahasalamana.

Isika dia manao antso avo ho an’ireo rehetra saropiaro amin’ny kolontsaina sy ny vakoka manerantany hanao sonia ity, mba hitsahatra hatreo ny famotehana sy fanimbazimbana, ary mba tsy hisy intsony vakoka ho voahosihosy sy ho vonoina hasina.