Fanehoan-kevitra ampitaina aminโny gazety izao manaraka izao :
๐๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐๐ ๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐๐ง๐ข ๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐ฌ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ก๐ –
๐ง๐๐ ๐ง๐๐ ๐ฎ๐ตo ๐๐ฎ๐ฑ๐ ๐๐๐ ๐๐ฅ๐
na misy Ravalo eo na tsisy Ravalo hilatsaka eo de Rajoelina tena nofy ratsy ho an’ny malagasy ny fisiany teo.
Sady tsy manana conscience mahita ireo olona tena mijaly fadiranovana, fa mikiry amin’ny lohany sy hevitra diso lalana sy tsy fahaizana no laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka malagasy …
Tadidio fa Ravalomanana na ni-monopolisรฉ ny fihariana rehetra aza izy dia no-monopolise-ny mba hahamora ny vidinjavatra…
Henoy tsara ah….
Zany hoe nataony ny collecte vary dia nidina be ny vidimbary.
Nataony ny fividianana ronono faobe dia nidina be ny fromazy sy yaourt a boire, dobera sns…
Nataony koa ny menaka dia zara raha nisy 700 ar ny litatra fa mora tanteraka mihintsy.
Nataony koa ny voankazo, nalainy dia lasa morabe ny jus boisson amin’ny boites sy ny tavoahangy….
๐๐๐ก๐ ๐ข๐๐จ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ง๐ฎ. ๐๐๐ค๐ก๐ ๐๐ซ๐๐ง๐๐ ๐ค ๐๐๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ ๐ฏ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐ :
Raha ni- monopolisรฉ an’ireo fihariana ireo zany Ravalo dia tombontsoa nihoampampana hoan’ny vahoaka no nanaovany azy….
– Fa Rajoelina kosa dia diniho, fa tena tsy hitako mihintsy zay nilaivana azy sy nitondrany teo.
Sady tsy nisy asa lehibe vita (gros oeuvres) na mba rocade sy bypass fotsiny aza !
Fa ireo an’i Rajao no nolokolokoina sy nasiany tip top orange dia lazaina fa hoe nataony.
Nopotehany ireo sakafo Tiko mba niadanan’ny vahoaka teo aloha.
Ny asa vitany dia Epp- sy reparation-ana kianja baolina, zany no hoe fampandrosoana taminy…
Tafidina latsaky ny mahantra indrindra erantany mihitsy ny malagasy.
๐๐ผ๐ ๐AY ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐’๐๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ผ๐ฝ๐๐๐๐รฉ-๐๐ผ (๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ) ๐๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐ ๐ฟIA ๐๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐ผ๐๐ผ๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐ผ๐’๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ SASANY ๐๐๐๐๐ผ.
๐จ๐ค๐ ๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐๐ฃ๐ : ๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ ๐ ๐HI๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ข ๐๐๐๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐๐ ๐NโI๐ญ๐๐ข
Masina Maysa
Mpamaky gazety Ny Valosoa