Hamaky ny tohiny:
Pejy 1 – PDF
Pejy 2 – PDF
Pejy 3 – PDF
Pejy 4 – PDF
Pejy 5 – PDF
Pejy 6 – PDF
Pejy 7 – PDF
Pejy 8 – PDF
Pejy rehetra – Ny-Valosoa-Vaovao-4-mey-2023
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.๐ด ๐๐ก๐ง๐ข๐๐ข ๐ง๐๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐๐๐ก๐ : "๐ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฐ ๐ฅ๐๐ฉ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ผ ๐ต๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ ๐ฅ๐ฒ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ."
Tsy mankasitraka ny fanapahana navoakanโny CENI ny fanoherana manohana ny filoha teo aloha ao anatin'ny fifidianana kaominaly ho avy. Hampiakatra ny raharaha any amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana izy ireo.
โ Mitaratra fanatanterahana kajy politika avokoa ireo fanapahana nivoaka rehetra nanomboka hatrany amin'ny OVEC ka hatrany amin'ny CENI entina hanakanana ny firotsahan-kofidiany hoy izy ireo.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).RAHARAHA RAVALOMANANA
NOHAMAFISIN'NY CENI NY FANDAVANA
๐ดNanamafy ny fanapahan'ny OVEC amin'ny tsy fahafahan'i Marc Ravalomanana mirotsaka eto Antananarivo ny CENI, taorian'ny valin'ny ny taratasy fangataham-panazana tamin'ny DGI ka nilaza fa tsy manohitra fa ny fanomezana "certificat de rรฉgularitรฉ fiscale" fa mila mameno ny fepetra takiana amin'izany ny Filoha teo aloha, araka ny tatitra nataon'ny Filohan'ny CENI androany.
๐ดMbola afaka mampiakatra any amin'ny "Tribunal administratif" na Tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana kosa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana
๐ด Ofisialy ihany koa ny fanemorana herinandro, hatramin'ny 26 septambra ny fandraisana antontan-taratasin'ireo kandida.
#Tia_Tanindrazana
... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Fa n'y Tahotra sisa no Lehibe indrindra.
D mbola Merci president gonna e