Hamaky ny tohiny:
Pejy 1 – PDF
Pejy 2 – PDF
Pejy 3 – PDF
Pejy 4 – PDF
Pejy 5 – PDF
Pejy 6 – PDF
Pejy 7 – PDF
Pejy 8 – PDF
Pejy rehetra – Ny-Valosoa-Vaovao-16-mey-2023
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).🛑 MINISTRY NY TOEKARENA : « NANASONIA TARATASY MANAIKY NY FISIAN’NY HETRA TSY VOALOANY SY NY HANEFANY IZANY I M. RAVALOMANANA NY TAONA 2023.»
🟥 Nitondra fanazavana mahakasika ny tsy nanomezan’ny Sampandraharahan’ny hetra ny 211 Bis an’i Marc Ravalomanana ny Ministra Rindra Hasimbelo Rabarinirinason :
🟥 « Nialohan’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2023 no nanaovan’i Marc Ravalomanana sonia ny taratasy fanekeny fa mbola nisy hetra tsy voaloany , miaraka amin’ny fankatoavany hanefa izany » araka ny fanamarihan’ny Ministra.
🟥 Noho ny fisian’io taratasy fanekena nataon’ny filoha teo aloha io no nanomezana azy ny « fanamarinana fandoavan-ketra » tamin’ny 2023.
🟥 Tsy nomena izany kosa izy ho an’ny taona 2024 satria tsy nanome valiny, taorian’ny nandefasan’ny Fanjakana azy ny taratasy fampahatsiahivana amin’ny tokony hanajana izay voalazan’ilay fanekena.
... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Mamitaka vahoaka anie zany nareo e,
Miandry ny tohiny isika.RAHARAHA MARC RAVALOMANANA
🔴Nandefa taratasy any amin’ny Sampan-draharahan’ny hetra ny CENI
« Nanoratra any amin’ny sampan-draharaham-panjakana izay voakasiky ny antontan-taratasy tsy feno dia ny Sampan-draharahan’ny hetra izahay, ka miandry ny valiny avy amin’izany sampan-draharaha nangataka ny antony tsy nahazoan’Atoa Marc Ravalomanana ny antontan-taratasy mba hahafahana miroso amin’ny dingana hafa takian’ny lalàna eo amin’ny famaranana izany lisitra izany araka ny fanirian’ny mpifaninana… », hoy ny CENI tamin’ny alalan’ny mpampaka-teniny Soava Andriamarotafika
📷 Tahirin-tsary
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook