9 Desambra 2018 – TVM – Andry Rajoelina vs. Marc Ravalomanana (rohy video)
“Ny lalampanorenana izay napetratsika (ndlr, ny lalàna 2011-013), no mametraka ny “statut de l’opposition”. Ka ho avelako malalaka Andriamatoa Ravalomanana ho “chef de l’opposition” rehefa tonga eo amin’ny fitondràna aho.”