LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
FARATSIHO- Fironam-bokatra 2 jona 2024- 6 ora maraina.
Arovy ny safidinao!
... TohinyFintinina
- Likes: 65
- Comments: 7
- Shares: 0
7 CommentsComment on Facebook
Tsy mba afaka anontaniana any @, Ceni foibe ve io rajout tsy mazava io?
Tena trop!!!
Nasina rajout 517 bé izao . Lany enrietty
Akoho vavy maneno🤣🤣😂😂 efa hita zao fa tsy tian'ny vahoakan'ny faratsihi mbola misisika iany🤣🤣😂
De mbola ho akariny io
Zareo ihany no mandragitra ny vahoaka dia avy eo ny mpitandro filaminana no hatao fitaovana rehefa romotra ny vahoaka
Mihazakazaka izy izany
Mila mailo ianareo Kandidà FIRAISANKINA, tohizo sy hamafiso ny fanarahamaso ny vokam-pifidianana hatrany amin’ny CENI FOIBE.
Mijoroa, Arovy ny safidim-bahoaka satria ny vahoaka no andriamanjaka tompom-pahefana.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook