Ny alatsinainy 25 novambra dia nisy ny fizarana vola sy fanomezana finday ho an’ny olona izay mpomba ny kandidà iray eto Antananarivo Renivohitra tetsy amin’ny foiben’ny faritany Analamanga, tranga izay nahagaga ny olona izay nivezivezy teny an-toerana ny fahitàna ny olona nivorivory nanao kasikety miloko volomboasary tety ivelan’ny faritany Ambohidahy sy tao anaty ny birao.
Home Pub rehetra Fifidianana 27 Nov 2019 - Tselatra 26/11/2019 – 20:20: Ny alatsinainy 25 novambra dia nisy ny fizarana vola...
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Antananarivo
scattered clouds
11
°
C
11
°
11
°
100 %
1kmh
40 %
Sat
23
°
Sun
25
°
Mon
25
°
Tue
26
°
Wed
21
°
21,283
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!Ho fankalazantsika ny faha-22 taona ny ANTOKONTSIKA « TIAKO I MADAGASIKARA » dia an-kafaliana no hanasana antsika tsy ankanavaka mpikambana ato anatin’ny Antoko ho tonga eny amin’ny « MAGRO TANJOMBATO » ny Sabotsy 06 Jolay 2024 ho avy izao. Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny fotoana.
Never give up, Tonga miaraka no fanombohana miasa miaraka no fahombiazana.
... TohinyFintinina
View Comments
- Likes: 9
- Comments: 0
- Shares: 1
0 CommentsComment on Facebook
HAFATRA ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.0 CommentsComment on Facebook