o Misy andrimasom-pokonolona ajorontsika isaky ny biraom-pifidianana (bureau de vote)
o Natao hanara-maso ireo olona mifidy anaty birao mba tsy hisian’ny fifidianana in-2 (miala ao @ birao iray dia mandeha ao ambadika indray na @ ilay efitra na salle iray ihany fa miverina in-2 @ fampiasana kara-panondro iray ihany )
o Ny andrimasom-pokonolona no miroso avy hatrany @ fisamborana izay olona manao izany ka manolotra azy ny manam-pahefana na ny mpitandro ny filaminana
o Tokony hisy fifandraisana sy fiaraha-miasa ny delegué de candidat sy ny andrimasom-pokonolona
o Tokony hanana ireo lisitra misy hosoka na anarana miverina in-2 ny andrimasom-pokonolona mba ahafahana mandray ny fepetra sy manamora ny asa
o Misy amintsika andrimasom-pokonolona no mahafantatra mihitsy ilay olona manana anarana miverina in-2 ka dia manamora ny fisamborana ilay olona
o Tsy miala @ birao fandatsaham-bato isika raha tsy mifarana ny ffifidianana (vita ny fanisam-bato ary feno ny PV)
Mila malina tanteraka isika
APARITAHO