“Izaho aloha, raha sitrapon’Andriamanitra dia tokony ho lany. Efa natao ny zavatra rehetra, dia ankinina amin’Andriamanitra ilay izy. Izy no tompon’ny teny farany.
Ny angatahiko fotsiny amin’ny fitondram-panjakana, dia aleo tsy ho atao zanak’i kalahafa Antananarivo, fa aleo izay tena fampandrosoana no jerena, n’iza n’iza ben’ny tanàna lany eo.
Fa izaho dia vonona hiara-hiasa feno amin’ny fitondram-panjakana.”
Home Pub rehetra Fifidianana 27 Nov 2019 - Tselatra 27/11/2019 – 11:30: Ny kandidà Rina, n°2 nandatsa-bato teny Ambohidahy Ankadindramamy