N° |
Daty |
Anarana sy fanampiny |
Antoko |
01 |
01/08/2018 |
Andry Nirina RAJOELINA |
Tanora malaGasy Vonona (TGV) |
02 |
03/08/2018 |
RAVELONARIVO Jean |
Antokom-BAhoaka (ABA) |
03 |
08/08/2018 |
MAILHOL André Christian Dieu Donné |
Gideona, Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM) |
04 |
08/08/2018 |
ERNAIVO Fanirisoa |
ZAnak’i MAdagasikara (ZAMA) et PArti TRAvailliste Malagasy (PATRAM) |
05 |
10/08/2018 |
JULES ETIENNE Rolland |
MAdagasikara FIvoarana (MAFI) |
06 |
10/08/2018 |
RASOLOFONDRAOSOLO Zafimahaleo dit DAMA Mahaleo |
Manajary Vahoaka |
07 |
10/08/2018 |
RABARY Andrianiaina Paul |
MIASA |
08 |
14/08/2018 |
RABEHARISOA SARAHA |
Parti Liberal Démocrate (PLD) |
09 |
14/08/2018 |
RANDRIAMORASATA Solo Norbert |
Union Démocrates Chrétiens de MAdagascar (UDCMA-KMTP) |
10 |
14/08/2018 |
RATSIETISON Jean-Jacques Jedidia |
Fahefa-Mividy no Ilain’ny Malagasy (FMI-MA) |
11 |
15/08/2018 |
BERIZIKY Jean Omer |
ANTSIKA MADAGASIKARA |
12 |
15/08/2018 |
Richard Razafy RAKOTOFIRINGA |
Solidarité des Jeunes Intellectuels pour l’Avenir de Madagascar (SJIAM) |
Ny Valosoa
Hatramin’ny omaly tolakandro, miisa 12 ireo kandidà efa nandrotsaka ny dosie-ny tetsy amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana Ambohidahy, ireto avy izy ireo, ny daty nanateriny ny antontan-taratasy, ny antoko na fikambanana nanolotra azy.