Tafapetraka androany maraina tao ao amin’ny HCC ny antontan-taratasy filatsahan’i Marc Ravalomanana ho filohan’ny repoblika amin’ny 7 novambra 2018.
Tafapetraka androany maraina tao ao amin’ny HCC ny antontan-taratasy filatsahan’i Marc Ravalomanana ho filohan’ny repoblika amin’ny 7 novambra 2018.
Publiée par Fernand Cello sur Samedi 18 août 2018
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
De mzninona ra miverina ho zanatany.
RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja
🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.
🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.
🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook