Na dia harivariva aza ny andro dia tsy nahasakana ahy sy ny vahoaka teto Morondava tsy hihaona.
Faly aho, tena faly afaka manazava aminareo ny fanamby sy fanomezan-toky na “manifesto”, ilay lisitry ny asa atao hameremana ny fiainan’ny vahoaka Malagasy.
#FIDIO_MR_25