Nitohy teny Bogonlava ny fampielezan-kevitra hampandany ny kandidà 25, Marc Ravalomanana. Manentana tamin’izany ny filohan’ny filankevitry ny tanànan’Antananarivo ny kolonely Faustin Andriambahoaka, ny depiote Voahangy Raharimanarivo ary ny filohan’ny COMTIM.
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Antananarivo
broken clouds
12
°
C
12
°
12
°
100 %
2.1kmh
75 %
Sat
23
°
Sun
25
°
Mon
25
°
Tue
26
°
Wed
22
°
![Cover for Ny Valosoa Vaovao](https://scontent-cdg4-2.xx.fbcdn.net/v/t39.30808-6/394587788_829996735792660_662478319761012729_n.jpg?stp=cp1_dst-jpg&_nc_cat=101&ccb=1-7&_nc_sid=dc4938&_nc_ohc=Co6W-euLijsQ7kNvgHvewmm&_nc_ht=scontent-cdg4-2.xx&edm=AJdBtusEAAAA&oh=00_AYBTfCn-jLehKIJCwmgWE9TAx_DsKrjXeh7uSHQj8DFanQ&oe=668EE41F)
21,283
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!Ho fankalazantsika ny faha-22 taona ny ANTOKONTSIKA « TIAKO I MADAGASIKARA » dia an-kafaliana no hanasana antsika tsy ankanavaka mpikambana ato anatin’ny Antoko ho tonga eny amin’ny « MAGRO TANJOMBATO » ny Sabotsy 06 Jolay 2024 ho avy izao. Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny fotoana.
Never give up, Tonga miaraka no fanombohana miasa miaraka no fahombiazana.
... TohinyFintinina
View Comments
- Likes: 10
- Comments: 0
- Shares: 1
0 CommentsComment on Facebook
![Miarahaba ny antoko « TIAKO I MADAGASIKARA » izahay nahatratra ny faha-22 taonany!](http://gvalosoa.net/wp-content/plugins/custom-facebook-feed-pro/assets/img/placeholder.png)
HAFATRA ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.0 CommentsComment on Facebook