Ahemotra amin’ny fotoana manaraka ny hetsika nokarakaraina amin’ny Sabotsy 10 Novambra ho avy izao noho ny antony ftandroana ny fandriam-pahalemana. Ahiana ny mpiantsy ady ho avy hanakorontona.
Mpanangana fa tsy mpandrava na mpamono isika!
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Doro-tanety teny Ivato (tohiny).
Inona no tena marina?
... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.2 CommentsComment on Facebook
Sao mba t@ zany 😃
Na may n'a tsi may efa nirehatr l izy EEE tomponadraikitsa ELAH. POMPIER AVY ATY TANA NO NATSOINA MAPIMEHI ... 👎👎👎
Fitondrana gaboraraka. Madagasikara tsy maintsy mandroso. Miandry ny tohiny isika. ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.4 CommentsComment on Facebook
Fa olana rano zany ve sa ilay mpamonjy voina no tsy ampyfitaovana sa eo aona dia be otrany io fahaviazana
Amidy ve ny allu sisa may, zaay maka Gros. Mp
Hafahafa ny zavamitranga izany
Otran hoe may ary koa inona ny ataonay eo.