Raha tarafina dia toa mampiasa itony fanakosehana soratra na ‘blanco’ itony ireo mpikirakira voka-pifidianana. Fa atao inona moa?
Tsy kely lalana ireo mikasa hiroba ny safidim-bahoaka. Na felo andrimaso aza dia mbola sahy ihany am-pahibemaso.
Misy fetrany ny zavatra azo leferina.