12:00 > Zo Andriatsilavo tompon’andraikitry ny EP (Eclairage Publique) sy fiaraha-miasa eo amin’ny tanànan’Antananarivo sy ny JIRAMA. Araka ny toromariky ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana dia mila hazavaina ny tanàna

Zo Andriatsilavo tompon’andraikitry ny EP (Eclairage Publique) sy fiaraha-miasa eo amin’ny tanànan’Antananarivo sy ny JIRAMA. Araka ny toromariky ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana dia mila hazavaina ny tanàna.