Nihazo aty Fort Dauphin indray izahay manohy ny fampielezan-kevitra, nanazava ny fanamby sy fanomezan-toky “manifesto” izay fandaharan’asa azo tanterahina avy hatrany.
Nampianarina teto ihany koa ny fomba famenoana ilay bileta tokana hampiasaina amin’ny fihodirana faharoa.
Hitondra filaminana sy fandriam-pahalemana i Dada.
#fidio_Marc_Ravalomanana_laharana_25