Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Valosoa End

Tsimbazaza, 23 marsa 2024 – Fihaonana amin’ ireo hery politika – Lahatenin’i Christine Razanamahasoa...

Ny Valosoa Fijalian'ny vahoaka Malagasy “Tsapako sy henoko ireo fitalahoana. Tsapako sy reko ny fitarainana amin’ny fahasarotan’ny fiainantsika. Reko ny tarainanareo tanora. Reko ny tarainanareo rehetra...

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha (tohiny)

Ny Valosoa Tamin’ny alatsinainy 18 marsa teo no nandrasana ny famoahan’ny fitsarana “Southpark Crown Court” ao Londres, mikasika ny didy sy ny sazy manameloka an’i...

8 martsa 2024 – Ambositra, Ambalavao – Andro Manerantany ho an’ny Vehivavy

Ny Valosoa Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny vehivavy ny tao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara tamin’izany,...

Kianjaben’i Mahamasina – Asabotsy 24 Febroary 2024 – Fihaonamben’ny fiatrehana ny firenena sy ny...

“Malagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka amin’ny Zanahary” Ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand...

Madagasikara – Volamena – Ho fehezina toy ny lavanila ve ?

Nangonin’i Lanzelo Tsy zohina amin’ny vahoaka malagasy intsony ny gaboraraka manodidina ny volamena, raha tsy hilaza fotsiny ireo fanondranana tratra tany Afrika Atsimo na tatsy...

ARFM – Tolona famerenena ny tany ho an’ny Malagasy – Antaninarenina – Hanomboka talata...

Ny Valosoa Mijoro, sahy ary miroso ireo raiamandreny avy amin’ny ARFM (Antenimieran’ny Raiamandreny sy Foko Malagasy), mitarika sy miantso ny Malagasy hiray hina hanafaka an’i...

ARFM – Ho faranana alohan’ny 29 Marsa ny tolona tamin’ny 1947 – Hafatra ho...

Ny Valosoa Nitondra ny teny famaranana ny raiamandreny Noël RAKOTONDRASOA, filohan’ny ARFM (Antenimieran’ny Raiamandreny ara-Foko eto Madagasikara) taorian’ny fivoriambe nokarakarainy teny Ankadikely Ilafy FOFIKRI nandritra...

Hanjakan’ny vazaha ny tany sy ny firenena – Mitsangàna ry Malagasy

Lanzelo Mijery baolina sisa ny Malagasy eto mahita ireto fozaorana manohy ny fifehezana ny fahefana sy fanamafisana ny rafitra handripahana ny fananana sy harempirenena. Tsy...

Valosoa blog

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
11 ° C
11 °
11 °
100 %
1kmh
75 %
Sat
20 °
Sun
22 °
Mon
23 °
Tue
23 °
Wed
22 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons

This message is only visible to admins.
Problem displaying Facebook posts. Backup cache in use.
Error: This Page access token belongs to a Page that is not accessible.
Type: OAuthException
6 volana lasa

Arahaba tratry ny taona 2025!

Ho taom-pandresen’ny fahamarinana anie!

Izahay eto amin’ny FB Ny Valosoa Vaovao dia miato amin’ny fizarana vaovao sy ny fanehon-kevitra samihafa.

Mitohy ary miova endrika ny tolona.

Mankasitraka ary mankatelina anareo marobe nanaraka anay nandritr’izay 6 taona izay.

MADAGASIKARA HO AN’NY MALAGASY!
... TohinyFintinina

Arahaba tratry ny taona 2025!

Ho taom-pandresen’ny fahamarinana anie!

Izahay eto amin’ny FB Ny Valosoa Vaovao dia miato amin’ny fizarana vaovao sy ny fanehon-kevitra  samihafa.

Mitohy ary miova endrika ny tolona.

Mankasitraka ary mankatelina anareo marobe nanaraka anay nandritr’izay 6 taona izay.

MADAGASIKARA HO AN’NY MALAGASY!