Home Authors Posts by user

user

7670 POSTS 0 COMMENTS

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
19 ° C
19 °
19 °
59 %
7.2kmh
20 %
Wed
18 °
Thu
26 °
Fri
25 °
Sat
27 °
Sun
26 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,184
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Tianao ny hanarina an’Antananarivo Renivohitra? Tojo Ravalomanana nº 4. Alefa Tojo! ... TohinyFintinina

5 CommentsComment on Facebook

Alefa Tojo a !

Alefa Tojo a

Alefa Tojo a 👍👍👍👍

✳️✳️✳️ alefa Tojo a ! … asehoy Tojo a ! ✳️✳️✳️ ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara. ✳️✳️✳️ homba anao Andriamanitra.

Load More

Tianao ny hanarina an’Antananarivo Renivohitra? Tojo Ravalomanana nº 4. Alefa Tojo!
6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Manoloana ny fikasan’ny CENI hanokatra indray ny Lisim-pifidianana amin’ny alalan’ny « Didy hitsivolana »na « ordonnance » avy amin’ny Fitsarana dia tsy mandà izahay satria fampiharana ny andininy faha-42 ao lalàna 2018-008 mifehy ny Fifidianana eto amintsika izany dia tonga eto amin’ny CENI ary izahay mitondra ny ahiahy tsy ihavanana ary mitondra ny soso-kevitra mba hisorohana ny mety ho fampiasana ity ordonnance ity hanaovana hosoka sy hala-bato amin’ny Fifidianana toy ny mety hahafahan’ny olona iray hifidy im-betsaka sy ny hahafahan’ny olona avy any amin’ny Kaominina hafa hifidy any amin’ny Kaominina hafa

Ny hevitray dia izao :
- Ekena ny mbola hahafahan’ireo olona manan-jo hifidyhisoratra anarana ao anaty Lisim-pifidianana amin’nyalalan’ny Ordonnance avoakan’ny Fitsarana
- Tokony ho ferana anefa ny fe-potoana hanaovanaizany : ohatra hatramin’ny 15 na 30 Novambra 2024
- Tsy azo ekena kosa ny fampiasana ny ordonnance Electorale hahazoana hifidy amin’ny andron’ny latsa-bato satria tsy ara-dalàna izany ary mety ho fitaovanahampiasaina hanaovana hosoka amin’ny Fifidianana
- Tokony hizotra ara-dalàna sy ara-drariny ka tsy hisyfanavakavahana sy fanilikilihana ara-politika nyfanomezana ireo taratasy ilaina avy eny amin’nyFokontany sy ny CENI hahazoan’ny olona nyordonnance eny amin’ny Fitsarana hisoratany anaranaao anaty Lisim-pifidianana.

CENI-Alarobia 03-10-2024
... TohinyFintinina