Home Authors Posts by user

user

7670 POSTS 0 COMMENTS

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
26 ° C
26 °
26 °
36 %
6.2kmh
20 %
Wed
26 °
Thu
26 °
Fri
25 °
Sat
28 °
Sun
27 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,185
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

52 minitra lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tianao ny hanarina an’Antananarivo Renivohitra? Fidio Tojo Ravalomanana nº 4. Alefa Tojo! ... TohinyFintinina

2 CommentsComment on Facebook

Mba ahitsy tompoko ilay pub, tsy mbola fampielezankevitra izao, tsy tokony hisy hoe FIDIO izany, misaotra

Mbola tsy propagande Zao fa aza asina oe fidio oo

Tianao ny hanarina an’Antananarivo Renivohitra? Fidio Tojo Ravalomanana nº 4. Alefa Tojo!
6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Manoloana ny fikasan’ny CENI hanokatra indray ny Lisim-pifidianana amin’ny alalan’ny « Didy hitsivolana »na « ordonnance » avy amin’ny Fitsarana dia tsy mandà izahay satria fampiharana ny andininy faha-42 ao lalàna 2018-008 mifehy ny Fifidianana eto amintsika izany dia tonga eto amin’ny CENI ary izahay mitondra ny ahiahy tsy ihavanana ary mitondra ny soso-kevitra mba hisorohana ny mety ho fampiasana ity ordonnance ity hanaovana hosoka sy hala-bato amin’ny Fifidianana toy ny mety hahafahan’ny olona iray hifidy im-betsaka sy ny hahafahan’ny olona avy any amin’ny Kaominina hafa hifidy any amin’ny Kaominina hafa

Ny hevitray dia izao :
- Ekena ny mbola hahafahan’ireo olona manan-jo hifidyhisoratra anarana ao anaty Lisim-pifidianana amin’nyalalan’ny Ordonnance avoakan’ny Fitsarana
- Tokony ho ferana anefa ny fe-potoana hanaovanaizany : ohatra hatramin’ny 15 na 30 Novambra 2024
- Tsy azo ekena kosa ny fampiasana ny ordonnance Electorale hahazoana hifidy amin’ny andron’ny latsa-bato satria tsy ara-dalàna izany ary mety ho fitaovanahampiasaina hanaovana hosoka amin’ny Fifidianana
- Tokony hizotra ara-dalàna sy ara-drariny ka tsy hisyfanavakavahana sy fanilikilihana ara-politika nyfanomezana ireo taratasy ilaina avy eny amin’nyFokontany sy ny CENI hahazoan’ny olona nyordonnance eny amin’ny Fitsarana hisoratany anaranaao anaty Lisim-pifidianana.

CENI-Alarobia 03-10-2024
... TohinyFintinina