Home Authors Posts by user

user

7670 POSTS 0 COMMENTS

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
17 ° C
17 °
17 °
72 %
5.1kmh
75 %
Thu
16 °
Fri
19 °
Sat
22 °
Sun
27 °
Mon
27 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,185
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Manoloana ny fikasan’ny CENI hanokatra indray ny Lisim-pifidianana amin’ny alalan’ny Β« Didy hitsivolana Β»na Β« ordonnance Β» avy amin’ny Fitsarana dia tsy mandΓ  izahay satria fampiharana ny andininy faha-42 ao lalΓ na 2018-008 mifehy ny Fifidianana eto amintsika izany dia tonga eto amin’ny CENI ary izahay mitondra ny ahiahy tsy ihavanana ary mitondra ny soso-kevitra mba hisorohana ny mety ho fampiasana ity ordonnance ity hanaovana hosoka sy hala-bato amin’ny Fifidianana toy ny mety hahafahan’ny olona iray hifidy im-betsaka sy ny hahafahan’ny olona avy any amin’ny Kaominina hafa hifidy any amin’ny Kaominina hafa

Ny hevitray dia izao :
- Ekena ny mbola hahafahan’ireo olona manan-jo hifidyhisoratra anarana ao anaty Lisim-pifidianana amin’nyalalan’ny Ordonnance avoakan’ny Fitsarana
- Tokony ho ferana anefa ny fe-potoana hanaovanaizany : ohatra hatramin’ny 15 na 30 Novambra 2024
- Tsy azo ekena kosa ny fampiasana ny ordonnance Electorale hahazoana hifidy amin’ny andron’ny latsa-bato satria tsy ara-dalΓ na izany ary mety ho fitaovanahampiasaina hanaovana hosoka amin’ny Fifidianana
- Tokony hizotra ara-dalΓ na sy ara-drariny ka tsy hisyfanavakavahana sy fanilikilihana ara-politika nyfanomezana ireo taratasy ilaina avy eny amin’nyFokontany sy ny CENI hahazoan’ny olona nyordonnance eny amin’ny Fitsarana hisoratany anaranaao anaty Lisim-pifidianana.

CENI-Alarobia 03-10-2024
... TohinyFintinina

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

πŸ“Œ π‚π‡π‘πˆπ’π“πˆππ„ π‘π€π™π€ππ€πŒπ€π‡π€π’πŽπ€ : 𝐍𝐨𝐬𝐒𝐧𝐭𝐨𝐦𝐒𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐫𝐨𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-𝐀𝐨𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐨 π›πžπ§β€™π§π² π­πšπ§πšΜ€π§πš 𝐚𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐒𝐯𝐨𝐑𝐒𝐭𝐫’𝐒 π…π’πšπ§πšπ«πšπ§π­π¬π¨πš.

Tsy nomena ny 211Bis ihany koa izy. Nilaza fa tsy mahefa hanome azy ny taratasy manamarina ny fandoavan-ketra ny biraon-ketra tao Fianarantsoa nantonina. Navezivezy indray ny solontenany rehefa tonga tao Antananarivo. Nangataka fihaonana tamin’ny Tale Jeneralin’ny Hetra ihany kosa saingy tsy nisy valiny raha ny fanazavany.

πŸ”΄ «𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐀𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐝𝐒𝐀𝐚 𝐟𝐚 𝐑𝐨𝐞 𝐫𝐞𝐬𝐲. π“π¨π¦π›π¨π­π¬π¨πšπ§β€™π§π² 𝐟𝐒π₯𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐨𝐧𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐝𝐒𝐚𝐯𝐒𝐧𝐚» hoy Christine Razanamahasoa.

Sakantsakana sy fanakatonana vararavana amin’ny fiomba ankolaka, hilazana ny tsy ahafahana mirotsaka no niseho hoy hatrany izy.
... TohinyFintinina