Home Authors Posts by user

user

7670 POSTS 0 COMMENTS

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
clear sky
21 ° C
21 °
21 °
60 %
5.7kmh
0 %
Wed
20 °
Thu
30 °
Fri
29 °
Sat
28 °
Sun
31 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,207
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

38 minitra lasa
Ny Valosoa Vaovao

Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.๐Ÿ”ด ๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ž๐—ข ๐—ง๐—œ๐—  ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ก๐—” : "๐—œ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ."

Tsy mankasitraka ny fanapahana navoakanโ€™ny CENI ny fanoherana manohana ny filoha teo aloha ao anatin'ny fifidianana kaominaly ho avy. Hampiakatra ny raharaha any amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana izy ireo.

โŒ Mitaratra fanatanterahana kajy politika avokoa ireo fanapahana nivoaka rehetra nanomboka hatrany amin'ny OVEC ka hatrany amin'ny CENI entina hanakanana ny firotsahan-kofidiany hoy izy ireo.
... TohinyFintinina

Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.

Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).RAHARAHA RAVALOMANANA
NOHAMAFISIN'NY CENI NY FANDAVANA

๐Ÿ”ดNanamafy ny fanapahan'ny OVEC amin'ny tsy fahafahan'i Marc Ravalomanana mirotsaka eto Antananarivo ny CENI, taorian'ny valin'ny ny taratasy fangataham-panazana tamin'ny DGI ka nilaza fa tsy manohitra fa ny fanomezana "certificat de rรฉgularitรฉ fiscale" fa mila mameno ny fepetra takiana amin'izany ny Filoha teo aloha, araka ny tatitra nataon'ny Filohan'ny CENI androany.

๐Ÿ”ดMbola afaka mampiakatra any amin'ny "Tribunal administratif" na Tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana kosa ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana

๐Ÿ”ด Ofisialy ihany koa ny fanemorana herinandro, hatramin'ny 26 septambra ny fandraisana antontan-taratasin'ireo kandida.

#Tia_Tanindrazana
... TohinyFintinina

2 CommentsComment on Facebook

Fa n'y Tahotra sisa no Lehibe indrindra.

D mbola Merci president gonna e

Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).