Home Authors Posts by user

user

7670 POSTS 0 COMMENTS

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
22 ° C
22 °
22 °
46 %
4.1kmh
20 %
Tue
27 °
Wed
28 °
Thu
29 °
Fri
28 °
Sat
29 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,208
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Miandry ny tohiny isika.RAHARAHA MARC RAVALOMANANA
🔴Nandefa taratasy any amin’ny Sampan-draharahan’ny hetra ny CENI

« Nanoratra any amin’ny sampan-draharaham-panjakana izay voakasiky ny antontan-taratasy tsy feno dia ny Sampan-draharahan’ny hetra izahay, ka miandry ny valiny avy amin’izany sampan-draharaha nangataka ny antony tsy nahazoan’Atoa Marc Ravalomanana ny antontan-taratasy mba hahafahana miroso amin’ny dingana hafa takian’ny lalàna eo amin’ny famaranana izany lisitra izany araka ny fanirian’ny mpifaninana… », hoy ny CENI tamin’ny alalan’ny mpampaka-teniny Soava Andriamarotafika

📷 Tahirin-tsary
... TohinyFintinina

Miandry ny tohiny isika.
3 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Ny fahatahorana ho resy no lehibe indrindra. ... TohinyFintinina

2 CommentsComment on Facebook

Ny trosa sy ny Hetra an-dravalo mbola tsy réglée dia zao izy ity mitetateta hiditra ao ndray... Tsy loza ny hiseo eto Antananarivo o!? Lalalo vadiny aza nolalaoviny tao ko maika izy mivantana

Ny fahatahorana ho resy no lehibe indrindra.