Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.
□■□■□■□■□■□■□■□■□■□
Na tsara tarehy aza ianao
Ka tsy ao aminao ny fanahy,
Eny fa na tsara loko aza ianao
Ka lany t@ tsy marina toy izao
Ankoso-bolamena e, fa tena loza
Mamiratra jerena kanefa hay KETADOZA!
□■□■□■□■□■□■□■□■□■□
Aza ny olo-tsy mahasahy fa mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha!
Asio tandroka amizay e,fa miharihzry loatra
Ry iarivo ve mou tsy ifoha fa ilay mpanohatra fohazina ts manao chien de salon lava zao... lozany mangina tsy hita zay marina. Style 2002 no ilaina amzao raha tena mpanohitra fa refa ts zay d mangina!!!
Tsimats mis frn zavatr rehetr itan jesos io ohav n y fotona itrharnio alatr atao et
Tsy mba menatra ve ianao Madame????Mandiniha tsara e!
Tena hita maha tsivalahara reo,tonga dia le vokatra azony tojo navadiny hoazy,aleo vita fety dia hita eo ditrany lisany
Mpangalatra
Ts6 enamaso
Ekeo ihany
Lany henatra reo eh Sady ny andreo NGE EFA didy jafona Zay manaiky ok Zay tsy manaiky mifankahita @ be body sny lakrimozena
Lay. Vookatra azony Tojo no navadiny. Ho any. Arilala. Mazava be. Mba menatra ramatoa.
Félicitations e👊😁, andao asina arozazy milay be, Sam miantok pneu 1 isan'olon de ef iz milay zan. @zay mazava tsar Tana ankatok'izao fête wavy zao, andao re olon a PNUE 1 isan'olon nge wa de ef vit fête e😂🙈
MPANGALATRA NEFA MPIANDRY
Mpangalatra sy mpanao kolikoly ara-pifidianana.Ary rehefa halatra dia mitovy daholo.
Olona tsy matahontra na ndriamanitra
Ts marina io mpangalatra nareo ts menatra Andriamanitra ts andrinareo andrinay eto ka ho hitanareo zao Andriamanitra zao
Mpangalatra👎👎👎
Babeo ny alahelony vahoka
Aza dia mitsara ivelan fa olona tena tsara fanahy sy manampy ny hafa io olona voafidy io zahay dia makasitraka anao Mdme Harilala🥰❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Aza manaiky fa samy elisanu iany reo fa le olona aza amporisiana andeh akatsy sy akaroa fa aleo itady vola....
regleo rery any politika lisany
Andao andao andao
Inona no tsy ekena eto fa ts mazava
Ye ts azo ekena le %ny monja rondefa,mb rariny ve zao nf de ex premier ministre🤣🤣🤣
Ts'izy fa manipulation
Ka dia ahoana aza. Mba avoahy aza ilay tena izy jerena e, miandry anie ny olona fa tsisy afa-tsy io avoakan’ny CENI io aloha no hita dia io no lasa ekena. Tsy afaka ny hanaiky ny tsy hita any mihitsy ny olona. Sa ve tena hoe resy lava amin’ny halatra
Resy taiza???
Moa tokony efa disqualifier ny 1 raha ny nataony,
miandry toromarika ny vahoaka fa.tsy ekena mihintsy.nyhala-bato